« SOATOAVINA »

« SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «NY FIANDOHAN’NY MALAGASY»

Harahinao:

– ao amin’ny TVM ny Alahady 26 jona amin’ny 8 ora alina

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 29 jona amin’ny 8 ora sy sasany alina, ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.