AKON’NY TAGNAMARO AMBONDROMAMY DISTRIKAN’NY AMBATOBOENY

Tao aminy kaominina ambanivohitra Tsaramandroso no nanatanterahana ny tagnamaro andiahan’ny faha fito ka fanadiovana tanana sy ny tokontany CSB II Tsaramandroso no natao izay niaraha amin’ny ireo fikambanana maro sy ireo mpitondra ao izay notarihiny ekipa delegasiona serasera sy ny kolontsaina Ambondromamy.