MIHAMY MADA FASHION 2023. Ny faha 14,15 ary 16 Aprily any Toamasina.

« 𝑇𝑠𝑦 𝑚𝑖𝑠𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑛𝑦 𝑉𝐼𝑇𝐴 𝑀𝐴𝐿𝐴𝐺𝐴𝑆𝑌 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑒𝑛𝑎 ».

Homena sehatra ny haihaingo sy tontolon’ny famoronana any amin’ny faritra.

Mbola mitohy ny fisoratana anarana.