TAGNAMARO MAINTIRANO

Fandiovana; fanesorana ireo ravina nihintsana sy ireo lobolobo manodidina ny biraon’ny préfecture, tribunal, hatreny amin’ny gouvernorat no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Novambra tao Maintirano.