TAGNAMARO BESALAMPY

Fikarakarana ny tsangambaton’ny 29 Marsa 1947 sy fanohizana ny lalan-drano manamorona ny arabe no nataon’ny mponina ao Besalampy Tagnamaro ho an’ity volana Marsa ity.