TAGNAMARO ANTSALOVA

Fanamboarana ampahan-dalana eo Antsororoaky; lalana hiditra an’Antsalova; nampikaikaika ny mpampiasa lalana hatry ny ela.

Narenina mba ho azo ampiasaina indray amin’izao vita fahavaratra izao.