TAGNAMARO MAINTIRANO

Fandiovana ny sisin-dalana miazo ny seranam-piaramanidina sy ny manodidina azy no natao Tagnamaro ho an’ity volana May ity.