MANASA ANAO ANJIFA ATRANY NY TALENTAN’IREO MPANAKANTONTSIKA
MANASA ANAO hanjifa hatrany ny talentan’ireo mpanakantontsika.
Am-pifaliana no anolorana antsika ny varotra fampirantiana karakarain’ny fikambanana 𝔸𝔸ℙ𝕄ℂ𝔸ℝ na ny Association des Artistes Plasticiens de Madagascar izay mitondra ny lohahevitra hoe « 𝑻𝒐𝒑𝒊𝒎𝒂𝒔𝒐 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒍𝒆𝒐𝒗𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂 », ao amin’ny 𝐈𝐯𝐨𝐤𝐨𝐥𝐨 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 galerie d’art 𝐑.𝐑.𝐑𝐚𝐩𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, manomboka ny 05 Jona hatramin’ny 20 Jolay 2023.
Koa manasa antsika ho tonga maro hamantatra sy hanjifa ny sanganasan’ireto mpanakanto maromaro mivondrona anatin’ny 𝔸𝔸ℙ𝕄ℂ𝔸ℝ
Tsy misy vidim-pidirana
Misokatra amin’ny 09ora maraina hatramin’ny 04ora folakandro ny varavarana.