VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Tohin’ny fampahafantarana ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda, mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Jolay ity.