ADY HIRAGASY GOAVANA

Tompokolahy sy Tompokovavy,

Ndao ndray eeee!

Fotoana efa ifanomezantsika isaky ny Alahady

ADY HIRAGASY GOAVANA,
Ao amin’ilay kianja mahafinaritra efa mahazatra antsika: KIANJAN’NY HIRAGASY AMPEFILOHA
Hifanandrina amin’izany ny tarika: RAKOTOMALALA Tongarivo Antsirabe sy RANOELISON Ampahimanga
Ny Alahady 27 Aogositra ho avy izao. Manomboka amin’ny 10 Ora marina
Hatreto dia tsy misy ny vidim-pidirana, fa rakitra hatrany no hotantazana.

TONGAVA MARO EEEH!