IRAY VOLAN’ NY TENY MALAGASY – JONA 2024 – FANANDRATANA NY TENY MALAGASY – ANDRO FAHA 13

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 – 𝑱𝑶𝑵𝑨 2024

FANANDRATANA FITENIM-PARITRA

´𝑵𝑫𝑨𝑶 𝑯𝑨𝑯𝑰𝑻𝑺𝒀 𝑵𝒀 𝑫𝑰𝑺𝑶
Mila fitandremana ny fampiasana ny TSINDRIM-PEO na TENDRON-TSORATRA amin’ny teny malagasy.