FANANDRATANA NY TENY MALAGASY ANDRO – 23

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 – 𝑱𝑶𝑵𝑨 2024.

´𝑵𝑫𝑨𝑶 𝑯𝑨𝑯𝑰𝑻𝑺𝒀 𝑵𝒀 𝑫𝑰𝑺𝑶

Mila fitandremana ny fampiasana ny teny hoe TOKONY, TE, TIANA, MBA amin’ny teny malagasy.