TAGNAMARO TATY AMIN’NY FARITRA MENABE

Niavaka ny TAGNAMARO teto Menabe , ny Sabotsy 22 Oktobra 2022

Nasiam-panavaozana ny zaridaina manodidina ny Tokontanin’ny Fitaleavam-paritra

– Fikolokoloana ny toeram-piasana, narahina fambolena vonin-kazo no nanamarihana ny HETSIKA TAGNAMARO

Izay nandraisan’ny Mpiasan’ny serasera sy kolontsaina.avy eto anivon’ny Fitaleavam-paritra Menabe teo ambany fitarihan’ny Talem-paritra mpisolo toerana.

# Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina

# Tagnamaro andron’ny olom-pirenena

# DRCC MENABE