TAGNAMARO MORAFENOBE

Fanamboarana ny lalana mankany amin’ny Centrale thermique no nanamarika ny Tagnamaro androany.
Izao no natao dia mba hanamorana ny fidiran’ny fiara vaventy mpanatitra solika ao centrale thermique io.