TAGNAMARO tao aminy faritra MENABE

Nanatanteraka tagnamaro ny avy ao aminy gitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolontsaina tao MENABE ny Sabotsy faha 24 Septambra 2022 lasa teo.
Ny asa fanadiovana ny manodidina ny Tokontanin’ny Fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolontsaina ato no natao tamin’izany.
Tena navitrika tokoa ireo Ekipan’ny DRCC rehetra teto,izay nandray anjara taminy asa fanadiovana ary liana amin’ny asa fanatsarana,mba hisiany fiaraha manentana eo aminy tsirairay ho fanatsarana ny mpiara-belona sy fitandrovana ny fananana iombonana rehetra.
Izany no tanjona kendren’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina.