TAGNAMARO AMBATOMAINTY

Fanarenana ny lalana izay nokaohin’ny riaka tamin’ny asara lasa teo iny no natao Tagnamaro tao an-tampotanànan’Ambatomainty ho an’ity volana Jona ity.