TAGNAMARO SAINTE MARIE

Fanamboaran-dalana teto an-tampon-tananan’i Sainte Marie ho fanatsarana ireo toerana miandrondrano rehetra teto an – toerana.

Tao bato avy tamin’ny tsena izay nesorin’ny Kaominina ho fanatsarana ny tsena no nanatofana izany.

Ny delegen’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Sainte Marie no nitarika ny hetsika notronin’ny Ben’ny Tànana sy ireo mpitandro filaminana maro samy hafa , teo koa ireo Malala tànana nanampy nanome camion ,fitaovana iasana .

Fahombiazana no azo na teo aza ny andro somary ratsy .