TAGNAMARO MAINTIRANO

Fanaovana Tata môtro ho an’ireo Hazo novolena tamin’ny fahavaratra teo no nanamarihan’ny vahoakan’i Maintirano ny Andron’ny Olom-pirenena.