TAGNAMARO MORAMANGA

Ho fanamarihana ny hetsika Tagnamaro tao Moramanga tamin’ity volana may 2022 ity dia niara-nientana ireo mpiara-miasa ao amin’ny Delegasionan’ny Serasera sy ny Kolontsaina nanadio ny manodidina ny Musée 1947.

Nanampy azy ireo tamin’izany ireo mpanao gazety ao an-toerana.