TAGNAMARO MORARANO agnamaro Morarano AVARATRA AMPARAFARAVOLA

Ho an’ny Distrika an’Amparafaravola dia tao amin’ny Fonkotany Morarano Avaratra, Kaominina Amparafaravola no nanatanterahana ny Tagnamaro ho an’ny ity volana Jona ity, ka tamin’alalan’ny asa fanadiovana ny Kianja filalaovam-baolina sy ny kianja filalaovana basikety baolina no natao tamin’izany.

Tamin’ny 6ora maraina dia efa nanomboka ny asa ary maro no tonga tamin’ izany.