TAGNAMARO FENOARIVOBE BONGOLAVA

Naompana tanteraka tamin’ny ady amin’ny dorotanety ny Tagnamaro tamin’ny ity andiany ity ho an’ny Distrikan’ny Fenoarivobe.

Fanaovana aro afo sy fiavana ireo zanakazo teo amin’ny tanin-janakazon’ny EPP Fenoarivobe no natao tamin’izany.

Hetsika teo ambany fitarihan’ny delegen’ny Serasera sy ny Kolontsaina tany an-toerana notronin’ireo olom-pirenena maro isan-tsokajiny.