TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA

Fanadiovana ny kianja RASOLONJATOVO no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka. Nitarika izany ny Préfet niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro.

Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao hetsika izao.