TAGNAMARO VOHEMAR TAGNAMARO VOHEMAR Fanarenana ireo dabilio na table banc simba tao amin’ny EPP AMBORONANA no nanamarihina ny hetsika tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao Vohémar tamin’ity volana Jolay 2022 ity. 1 of 9