RNM : TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO

Harahintsika ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM ary ireo onjam-peo maro manerana ny Nosy anio Zoma amin’ny 01 ora sy sasany ka hatramin’ny 02 ora sy sasany tolakandro.

Fandaharana mahazatra isaky ny Zoma « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan’asam-panjakana.

« Manana zo hahafantatra ianao olompirenena »