TAGNAMARO TSARATANANA

Ho fitsinjovana ny fahadiovana sy ahazoana antoka ny vokatra (hena)mivoaka avy eto amin’ny abattoir eto andrenivohitr’i Tsaratanàna sy dia nanadio ny anatiny sy ivelan’ity toeram-pamonoan’omby sy kisoa ity.

Nifanome tànana taminin’izany ireo tompon’andraiki-panjakana, fikambanana, ary olon-tsotra any an-toerana.