TAGNAMARO TETO ANALAMANGA ANTANANARIVO

Tetsy Andranomena dia ny fanoloana ny tafo anatiny (plafond) tao amin’ny biraon’ny fokontany Andranomena no nifanomezan-tanana tamin’ny alalan’ny tagnamaro nandritry ny andron’ny olom-pirenena ny Sabotsy 18 Martsa 2023 teo.

#Tagnamaro notarihin’ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Analamanga, nandraisan’ny lehiben’ny fokontany sy STD rehetra anjara.