TAGNAMARO KANDREHO

Fanamboaran-dàlana simban’ny fahavaratra mankany amin’ny EPP sy CEG ao Atsimondrano.

Làlana mirefy 50m eo no namboarina tamin’ny alàlan’ny Tagnamaro ny Asabotsy 20 May lasa teo.

Nirotsaka nanampy tamin’ny hetsika koa ireo mpianatra mampiasa ity làlana ity.