TAGNAMARO ANKILILOAKY DISTRIKAN’I TOLIARA II FARITRA ATSIMO-ANDREFANA

Nanatanteraka Tagnamaro ireo fikambanam-behivavy isam-pokontany ato Kaominina Ankililoaka Distrika Toliara faharoa.

Nandray anjara tamin’izany ireo vehivavy isam-pokontany ao anatin’ny fokontany 23 mandrafitra ny Kaominina Ankililoaka.

Izay hahitana ireo fikambanam-behivavy maro samy hafa toy ny FIVAZA, VMM ary ireo vehivavy ao anatin’ny fiangonana maro samy hafa sy ireo olon-tsotra.

Zanakazo 1200 fototra no novolena tao anaty ny tany 3ha izay nomanin’ny Kaominina hambolena izany. Izay no tarihin’ny

délégation ny serasera sy ny kolontsaina Toliara-II