TAGNAMARO MORAFENOBE.

Fandiovana ny arabe mamakivaky ny tanànan’i Morafenobe no nataon’ny mponina ao an-toerana Tagnamaro ho an’ity volana Jona ity.