TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA

Nanatanteraka hetsika TAGNAMARO ny mpiara-miasa eto amin’ny DRCC Alaotra Mangoro sy ny Club FANORO Ambatondrazaka.

Fanadiovana ny tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina MASINJARA Ambatondrazaka no natao ary natsaraina ny zaridaina.

Fanabeazana ireo mpianatra ho tonga olom-pirenena tia mandray andraikitra no tanjona tamin’izao hetsika izao.