TOMEFY OLONA TENY AMIN’ NY ROVAN’I MADAGASIKARA ANIO SABOTSY
Ity ny Faran’ny herinandro voalohany taorian’ny nisokafan’ny Rovan’i Madagasikara indray ho an’ny daholobe.
Mihamaro isan’andro ny mpitsidika ary tomefy olona eny an-toerana androany.
Talohan’ny tamin’ny 09 ora fisokafana dia efa maro ireo Karazan’olona isan-tsokajiny nilahatra niandry.