π™π˜Όπ™‰π™Šπ™‡π™Šπ™π˜Όπ™‰π˜Ό π™ˆπ˜Όπ™π™„π˜½π™Šπ™‰π™„π™‰π˜Όπ™ƒπ™„π™π™π™” 𝙉𝙔 π™†π˜Όπ™‰π™π™Š π™ƒπ™Š π˜Όπ™‰’π™„π™π™€π™Š π™ˆπ™‹π˜Όπ™‰π˜Όπ™†π˜Όπ™‰π™π™Š π™•π˜Όπ™‰π˜Όπ™†π™” 𝙉𝙔 π™π˜Όπ™π™„π™π™π˜Ό π™Žπ˜Όπ™‘π˜Ό

π™ˆπ™₯π™žπ™π™žπ™§π™–, 𝙒π™₯𝙖𝙒𝙀𝙧𝙀𝙣-π™ π™žπ™§π™–, 𝙒π™₯𝙖𝙣𝙖𝙀 𝙝𝙀𝙨𝙀𝙙𝙀𝙠𝙀, 𝙒π™₯𝙖𝙣𝙀𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖…Namoaka mpanakanto maro ny Faritra SAVA, ka toy ny efa nataon’ny mpitantana ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny efatra taona mahery tany amin’ny Faritra maro, dia notanterahina tao Sambava omaly 5 Oktobra ny lanonana fanolorana mari-boninahitra « Ordre des Arts, des Lettres et de la CultureΒ Β» ho an’ireo mpanakanto avy amina sokajy samihafa.

Ireo notolorana ny « Chevalier »:

– RABENOELY Olynca,

– RASABOTSY Herinirina ElysΓ©e

Ireo notolorana ny « Officier »:

– BEMAMORY na i Bevory,

– RABE Jean na i Dakany,

– RAVELOMANANTSOA Narcisse na i Zana’Ampanefena

Ireo notolorana ny « Commandeur »:

– JOMA Alexandre

NOELSON GΓ©rard na i GΓ©rerd TsapalΓ΄ko,

– RAJESTON DΓ©sire na i Ton Dezy de Vohemar,

– JAOVORY Feno na i JAO 3AS

Nankasitraka an-dRamatoa Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY sy ny Minisitera tarihiny ny solontenan’ireo mpanakanto satria sambany no nisy hetsika toy izao teto Sambava.

Ary nangataka izy ireo ny hitohizan’izany ho an’ireo mpanakanto hafa.