FITSIDIHINA NY IPF RAKETAMANGA TETO ANTSIRABE

Nitsidika ny IPF RAKETAMANGA teto Antsirabe, izay vakoka sady ivotoerana fampiratiana ireo tontolo ny Mozea FIZAKANAMANANA ARA TSAINA* na ny « Droit de propriété intellectuelle » natsangan’i sady tantanin’ i Ramatoa Lalao Raketamanga ny tenako.

Mahaliana tokoa ary fampiratiana ataony eto sady fampianarana ihany koa ny fikajina ny vakoka amin’ireo tanora manovo fahalalana eto amin’ity toerana manan-daja eto Vakinakaratra ity.

Manana adidy ny Ministera ny Kolontsaina sy ny Serasera izay mpiahy ny Kanto sy vakoka hanao ny ezaka hiarovana ny zon’ny Mpamorona indrindra ny Mpanakanto.