« TOKOTANY BE » ANDRO FAHAROA

Ireto indray ny fandaharam-potoana ho an’ny andro faharoa.

Hanasana antsika rehetra – 𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙫𝙞𝙙𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙙𝙞𝙧𝙖𝙣𝙖.

𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂: Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena Mahamasina.