22 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

????????? ???????????? 

????????? ???????????? ???????? ?? ?????? ???? ??? ?? ??????-??????? ???? ?? ??? ?? ?? ??? Fiaraha-mientan’ny mponina sy ny mpiara-miasa ao an-toerana nohatevenin’ny mpitantana ny Minisitera avy aty Antananarivo notarihin-?ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? no nentina nanavaozana tamin’ny alalan’ny ???ℕ???ℝ? ny foiben-toerana misy ny ???…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATOFINANDRAHANA 

TAGNAMARO AMBATOFINANDRAHANA. Omaly Sabotsy 23 Aprily 2022 no nanatanteraka ny Tagnamaro ny taty Ambatofinandrahana ka fanadiovana ny manodidina ny résidence n’ny district no nanamarihana izany. Nandray anjara avokoa ireo sampandraharam-panjakana rehetra notarihin’ny lehiben’ny Distrik’Ambatofinandrahana. Ny delegasionan’ny serasera sy ny kolontsaina hatrany moa no mandrindra ny…

Culture, Evènement culturel

« TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO » 

« TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO » FAMPIRANTIANA SARIPIKAN’NY TANANAN’I TOAMASINA AO AMIN’NY MOZEA VAVITIANA Nosokafana ny Zoma 22 Avrily 2022 teo ny hetsika fampirantiana ny saripikan’ny tanànan’i Toamasina tamin’ny taona 1903 sy ny taona 2022 nampitondraina ny lohateny hoe TOAMASIÑA TALÔHA AVAKE AVAHIZO izay karakarain’ ny Fitaleavam-paritry…

Autres, Culture

??????ℝ??_ℙ????ℝ?ℍ?ℕ? ?ℝ?ℕ??? ℍ? ?ℕ’ℕ? ??ℕ?ℝ? « TOSIK’ART » (Centre d’incubation « Tosik’Art ») 

??????ℝ??_ℙ????ℝ?ℍ?ℕ? ?ℝ?ℕ??? ℍ? ?ℕ’ℕ? ??ℕ?ℝ? « TOSIK’ART » (Centre d’incubation « Tosik’Art »). ??ℕ?????? : HO SOKAFANA TSY HO ELA HANAMPIANA NY TANORA. Nitsidika ny fivoaran’ny asa fananganana ny ivo-toeram-pikotrehina orinasa « Centre d’Incubation en entrepreneuriat culturel et industrie créative TOSIK’ART » ho an’i Bongolava…

Autres, Communication

??? -ℝℕ? ??????????????? 

??? -ℝℕ? ??????????????? ?????????? ????????? ?????? ?? ????-????? ??????????? ?? ??????? ?? ??’?? ??????? ?? ????????. Toy ny efa natao tany amin’ny faritra maro manerana ny Nosy dia tonga nanolotra fitaovana ho enti-manatsara ny tolotra ho an’ny mpanaraka ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM any…

Plateforme MCC DSI.