TAGNAMARO MAEVATANANA

Fokontany 6 eto antampotanàna’i Maevatanàna no indray nihetsika nanatanteraka ny hetsika fanadiovana ireo tatatra tsetsin’ny fako manerana ny tanàna.

Isan’ny olana sedrain’i Maevatanàna matetika ny fiakaran’ny rano rehefa avy ny orana ka tokony kojakojaina ireny fofodrafitrasa ivarinan’ny rano ireny hisorohana ny loza.