ย ยป ๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ยซย
๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ( 20 Marsa) ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ( 21 Marsa).
ย ยป ๐
๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ยซย
Fankalazana ofisialy hotanterahina ny Alarobia ๐๐ ๐๐๐ซ๐ฌ๐ 2024, ao amin’ny ๐ฏ๐จ๐ฝ๐ถ๐น๐ฐ๐จ (ORTM) Anosy.
Hanamarika izany koa ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina manerana ny Nosy.
๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Fifaninanana tononkalo sy fitantarana angano ho an’ny mpianatra tanterahina ao amin’ny efitrano mamalaky ny Kaominina Bemasoandro Itaosy ny Alarobia 20 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany.
๐จ๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐
Antsan-tononkalo iarahana amin’ny Faribolana Sandratra ny Sabotsy 23 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany ao amin’ny ๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐พ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ MASINJARA.
๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Antsan-tononkalo iarahana amin’ny Faribolana Sandratra sy ireo poety sy mpanoratra rehetra na anaty fikambanana na tsia, tanterahina ao amin’ny ๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐พ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ AKON’ANKARATRA ny Sabotsy 23 Marsa amin’ny 9 ora maraina.
๐ป๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐
Fitantarana angano na tapasiry sy velakevitra tanterahina ny Alarobia 20 Marsa amin’ny 3 ora.
Antsan-tononkalo tanterahina ny Alakamisy 21 Marsa amin’ny 3 ora.
Samy tanterahina ao amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Tsianengea Toliara.
๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐ธ๐๐ผ๐’๐ ๐๐ด๐๐ด๐๐ผ๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ด tanterahina ao amin’ny EPP manaram-penitra Marofantsy ny Alarobia 20 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany ary ao amin’ny CEG Mahatsara atsimo ny Alakamisy 21 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany.
๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐
Fitantarana angano sy antsan-tononkalo tanterahina ny Alarobia 20 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany ao amin’ny Tranompokonolona Arivonimamo, CLAC Miarinarivo ary CLAC Soavinandriana.
Antsan-tononkalo tanterahina ny Alakamisy 21 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany ao amin’ny Tranompokonolona Arivonimamo, Place Be Miarinarivo ary Centre d’alphabรฉtisation Soavinandriana.
๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐
Fifaninanana tononkalo sy famakiana angano ho an’ny mpianatra tanterahiana ao amin’ny sekoly tsy miankina Les Petits Anges ao Maintirano sy ao amin’ny EPP Ambatomainty ny Alarobia 20 Marsa amin’ny 3 ora. Hanomboka amin’ny 8 ora maraina kosa ny hetsika tanterahina ao amin’ny sekoly Mb Claire ao Morafenobe.
๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐
๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐
Fankalazana rezionaly sy ofisialy tanterahina ao amin’ny CEG Tsiroanimandidy manomboka amin’ny 10 ora ny Alarobia 20 Marsa.
๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Antsan-tononkalo iarahana amin’ny Faribolana Sandratra Toamasina sy fitantarana angano.
Ao amin’ny ๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐พ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ MASรVA, Auditorium KAIAMBA manomboka amin’ny 2 ora.
๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ฉ๐๐๐๐๐๐ – ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐ฬ๐๐
Fifaninanana tononkalo sy angano (takasiry).
Eo amin’ny tany malalaky ny EPP Befalafa Taolagnaro manomboka amin’ny 3 ora sy ao amin’ny CEG Calvin Betroka ny zoma 22 Marsa amin’ny 3 ora tolakandro.
๐๐ ๐บ ๐ฎ๐๐ด๐ฆ ๐ฃ๐ช๐๐ช๐-๐๐ช๐๐ช๐๐ข๐๐ข ๐ข๐ฃ๐ฐ๐๐ฐ๐ ๐๐ณ๐๐ฐ ๐ฉ๐๐ต๐ ๐ช๐๐ข ๐ช๐๐ฆ๐.
ย ยป ๐จ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐: ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.ย ยป