TAGNAMARO MANOKANA

Tagnamaro manokana nataon’ny fokontany 5 ao amin’ny distrikan’ny Midongy faritra Atsimo atsinanana.

Fanadiovana ny hopitaly sy ny résidence ny raha kianja no natao miaraka mialoha an’izao.

Mbola hitohy ny Asabotsy manaraka ny tagnamaro fa tanana Midongy madio no tanjona.