TAGNAMARO TSARATANÀNA

Fanadiovana faobe ny toerana ilay ny central thermique-ny JIRAMA.

Nodiovina avokoa ny faritra ivelan’ny fotodrafitrasa sy ny ao anatiny.