TAGNAMARO MAROANTSETRA

Fanadiovana Sisindranomasina Andranonangozy sy fametrahana Dabam-pako miisa 30 ary fanentanana ireo mpanjono mba hiaro sy hanadio ny sisindranomasina.

Tonga maro ireo tomponandraikitra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, mbamin’ireo ONG samihafa sy fikambanana nitarihin’ny DELCC Maroantsetra sy Commune Urbaine.