TAGNAMARO FENERIVO- ATSINANANA

Notanterahina omaly Sabotsy ny TAGNAMARO ka fanadiovana sy fanajariana ny BAZAR BE teto antoerana no natao.

Ity hetsika ity dia niarahana tamin’ny fitaliavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina sy ny fiadidian’ny Tanana notronin’ireo sampandraharaham-panjakana rehetra ety ifotony sy ireo olom-pirenena tonga maro.