TAGNAMARO MORAFENOBE.

Fanamboarana ampahan-dalana amin’ny RN1BIS ao amin’ny Kaomina Andramy no nataon’ny mponina any an-toerana Tagnamaro.

Fampitoviana tantana izay mikisilasila sy fanotofana ireo lavadavaka no natao tamin’izany.