« SOATOAVINA »

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe « 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐢𝐧𝐚 ».

Harahinao:

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 26 avrily 2023 amin’ny 8 ora sy sasany alina

– ao amin’ny TVM ny Alahady 30 avrily 2023 amin’ny 7ora sy 45 minitra alina, ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.