TAGNAMARO MAINTIRANO

Fanitrihana vihinkazo hambolena amin’ny taona 2024 no natao TAGNAMARO teny amin’ny taninjanakazo lehibe Ambararata Maintirano.

Navitrika ny mpandray anjara rehetra ka fotoana fohy dia nahasitrika vihinkazo miisa 45000 isa.