𝑽𝑢𝑳𝑨𝑡𝑨 𝑰𝑹𝑨𝒀, 𝑴𝑷𝑨𝑡𝑢𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨 𝑰𝑹𝑨𝒀

𝐊𝐞π₯π₯𝐲 π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ Poeta, mpanoratra avy any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro no atolotra amintsika mpiserasera eo anivon’ny tambajotra no ankalazain’ny Minisitera amin’ny alalan’ny fandaharanasa Volana iray, mpanoratra iray amin’ity volana Desambra ity. Fampahafantarana ny mombamomba azy amin’ny pejy MSK sy fihaonana mivantana aminy any an-toerana no fomba hanamarihana izany.

Manasa antsika Γ ry hianoka ny andiany voalohany amin’ny lalana nodiavin’i Kelly RANDRIA