TAGNAMARO AMBONDROMAMY DISTRIKAN’NY AMBATOBOENY

Fanamboarana lalana miditra @ tanana fokontany Betanantanana Kaominina ambanivohitry Anjinjia sy fanamboarana ary fanadiovana trano andraisana ireo miaramila izay handeha hiasa eto @ ity fokontany ity mba hampandrifahalemana eto.

Niara nientana teto ireo fokonolona miaraka @ kaominina nanatontosa ny asa izay nitarihin’ny delegasiona Serasera sy ny kolontsaina Ambondromamy