TAGNAMARO MAEVATANANA.

Fanadiovana faobe ny tsenan’i Maevatanàna anatiny sy ny manodidina .

Amin’ny maha andron’ny Olompirenena azy dia narahina fanabeazana sy fanentanana amin’ny fitandroana ny fahadiovana amin’ny toerana fivezivezen’ny besinimaro ka mba ho samy tomponandraikitra amin’izany ny tsirairay.