AKON’NY TAGNAMARO : FARITRA BOENY, DISTRIKAN’I MITSINJO

Famafana sy fanadiovana ny Lalambe vita rary vato, mamakivaky ny tampotananan’i Mitsinjo no nanamarihana ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tamin’ity volana Jolay ity Solontenan’ny fikambanana maro ary notronin’ireo mpitondra fanjakana ato amin’ny Distrikan’i Mitsinjo izay teo ambany fitarihan’i Solombavambahoakan’ny Madagasikara voafidy tao Mitsinjo sy ny Delegen’ny Serasera sy ny Kolontsaina Mitsinjo no nafahana nanatontosa ny asa Tagnamaro anio Sabotsy 16 Jolay.

Misaotra an’ireo rehetra niara nisalahy ka nahatontonsa izany.