TAGNAMARO KANDREHO

Vita tanteraka tamin’ny alalàn’ny Tagnamaro tao anatin’ny efa-bolana ny famakiana ny làlana mampitohy an’i Kandreho sy Antanimbaribe.

Ka ny iray mampitohy an’i Kandreho sy Morarano ary Berano, ny iray kosa ao an-tampotananan’Antanimbaribe.

Fiaraha-mientan’ny Fokonolona ranoray no nahavitana ity ezaka goavana nohon’ny faharesen-dahatra amin’ny lalan-tsaina entin’ny Tagnamaro ho fanohizana ny fampandrosoana.