VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Araka ny efa nampahafantarina teto, dia i Michèle RAKOTOSON no mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Oktobra ity.

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy,

Fihaonana sy velakevitra samihafa ,

Fampahafantarana amin’ny TVM.

Indro àry, manasa anao hamantatra bebe kokoa an’ity mpanoratra fanta-daza.